|
|
|
|

Entrée1  manao teli-moka
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mitelina avy hatrany tsy mitsako akory
Exemples  4  [1.406] Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao;
5  [2.895] Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo.
Mots élémentaires  6  manao, teli-moka

Mis à jour le 2024/12/07